FAN DE POOPY




Telo taona niarahantsika teto @ Internet! Amin'izao fotoana izao, dia voatery ny webmaster hanakatona ity takelaka ity noho ny tsy fahampian'ny fotoana hikarakarana azy! Hanampy ny fifaneraserana eo @ mpankafy Poopy sy @ Poopy no hisian'ny takelaka toy itony, ka raha tara vaovao, sy tsy voakarakara ny poopy.fr.fm, dia mety ny mifanohitra @izay no hitranga, izany hoe vao maika hanimba izay fifandraisana izay indray.

Hikatona ny takelaka, fa hisy kosa ny
"FORUM"
izay hatsangana, ka ahafahantsika rehetra mpitsidika manontany na manome vaovao, tononkira, sary, sns sns! Manantena antsika rehetra samy handray anjara!

Isika mpanoratra rehetra izay tsy manana adiresy Lycos na Multimania dia afaka mandefa hafatra @ maha"visiteur", kanefa kosa mba ianagaviana samy hametraka anarana @ faran'ny hafatra rehetra.
Misaotra betsaka indrindra tamin'ny fitsidihanareo rehetra nandritra izay telo taona izay!

Après trois ans d'existence, (Poopy était alors l'un des premiers artistes malgache à être présent sur le web), le site Fan de Poopy se voit dans l'obligation de fermer. Le webmaster n'ayant plus le temps de s'en occuper.
Un site web est un espace de communication entre les fans, et entre les fans et la star. Si cet espace n'est pas entretenu ni animé, il risque de produire l'effet inverse. Ainsi, pour ne pas détruire notre "relation", ainsi que l'image de Poopy, le site se doit de fermer!

UN FORUM
est mis en place pour permettre à chacun d'envoyer des messages, de demander ou de répondre à des questions, de demander des paroles de chansons ou encore des photos!

Je compte sur vous pour animer ce forum!Et si vous n'avez pas de compte lycos ou multimania, vous pouvez quand même poster des messages en tant que "visiteur", veuillez toutefois mettre au moins votre prénom à la fin de chaque message.
Mes sincères remerciements à vous tous, qui avez pris le temps de visiter ce site! Merci du fond du coeur!





regarder le livre d'or | signer le livre d'or
get your free guestbook



schmilblik-web@lycos.fr)